top of page

MANIRY HANDRAY ANJARA VE IANAO ?

 

Maro ireo olona maniry hanome entana sy kojakoja ho an'ireo sekoly any Madagasikara fa noho ny hasarotan'ny fandefasana entana dia tsy afaka mandray izany izahay aloha izao. Misy nefa ireo fikambanana afaka mandray izany kojakoja izany ka aza misalasala manantona azy ireny. Afaka anefa ianao mandefa vola mivantana any amin' ny banky na koa mandefa sheky aty amin' ny foibe na manome mivantana vola an'ireo mpikambana. Raha misy fanontaniana dia aza misalasala miantso ny mpiandraikitra.

 

Raha maniry hiditra mpikambana ianao dia manorata anay.

 

FOIBE

 

 

 

 

67 TER Avenue Hortense Foubert
SARTROUVILLE - 78500
FRANCE

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Anjara Biriky Association dia nivoaka tamin'ny Gazetim-panjakan'ny Repoblika Frantsay mitondra ny laharana faha - 0035 ny 31/08/2013

Fampandrenesana laharana faha - 01245

Laharana RNA: W922007162

NY FIFANDRAISANA

 

+ 33 6 87 43 06 67

 

anjarassociation@gmail.com

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

MISAOTRA ANAO AMIN' NY FANDRAISANA ANJARA

NY FANDEFASANA VOLA
 
AMIN'NY BANKY

 

 

CREDIT AGRICOLE IDF – 10 Rue de Vouillé - Paris 75015

 

 

Anjara Biriky dia mandefa taratasy porofo (email) ho an’ny olona rehetra nandrotsaka vola ho an’ny fikambanana. Raha tsy voarainao izany taratasy izany 10 andro aorian'ny nandefasanao ny vola dia mandefasa mailaka anay.

 

Mangataka anareo mpandray anjara izahay mba hanome anay ny adiresy mail-nareo. Izany no hahafahanay mampilaza sy  manazava anareo ny fizotran'ny raharaha (ny vola voahangona sy ny nampiasana azy, ny zava-bita, ...) amin'ny halalan'ny Newsletter na Vaovao

bottom of page